FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Martsa
    • 12. Inona avy ireo fijinjana roa, ary oviana avy no nisehoany?

      12 Mandritra ny fitsarana dia misy anjely manambara fijinjana roa. Ny Mpijinja voalohany dia miharihary fa Jesosy taorian’ny nanendrena azy ho mpanjakan’ilay Fanjakana tamim-boninahitra, tamin’ny 1914, satria mipetraka eo ambonin’ny rahona fotsy izy sady manana satroboninahitra no “tahaka ny Zanak’olona”. Ankehitriny, mandritra ny andron’ny Tompo dia mijinja ny tany izy, amin’ny fanangonana ny sisa amin’ny kristiana voahosotra aloha, avy eo ireo olona an-tapitrisany maro mahaforona ny olona betsaka (jereo Matio 25:31-34; Jaona 15:1, 5, 16).

  • “Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Martsa
    • Apokalypsy 14:14-20;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara