-
Lehibe sy Mahagaga ny Asan’i JehovahApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Ary ny iray tamin’ny zavamananaina efatra dia nanome vilia ho an’ireo anjely fito, dia vilia volamena fito izay feno ny fahatezeran’Andriamanitra, ilay velona mandrakizay mandrakizay.”—Apokalypsy 15:5-7.
-
-
Lehibe sy Mahagaga ny Asan’i JehovahApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Ny iray amin’ny zavamananaina efatra mantsy no manolotra an’ireo vilia. Azo inoana fa ilay zavamananaina voalohany mitovy amin’ny liona izy io. Manondro fahasahiana sy herim-po tsy hay tohaina hanambarana ny didim-pitsaran’i Jehovah ny liona.—Apokalypsy 4:7.
-