-
Zava-miafina iray: Iza moa Babylona Lehibe, ilay vehivavy janga?Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Jolay
-
-
ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny handriny nanao hoe: ‘Zava-miafina, Babylona Lehibe, Renin’ny mpijangajanga sy ny zava-betaveta amin’ny tany’.” — Apokalypsy 17:3-5.
-
-
Zava-miafina iray: Iza moa Babylona Lehibe, ilay vehivavy janga?Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Jolay
-
-
Tsy isalasalana mihitsy fa mihatra manerana ny tany manontolo ny heriny. Nefa tsy vehivavy janga araka ny fahita izy. Izy io dia “renin’ny mpijangajanga”, ilay mitarika ny fikambanana ratsy.
-