-
Inona Ilay Bibidia Mena Midorehitra Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy Toko Faha-17?Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
-
-
Tsy hisy mandritra ny fotoana kelikely. Ho ao amin’ny “lavaka mangitsokitsoka”a mandritra ny fotoana kelikely ilay bibidia mena midorehitra, izany hoe tsy hisy elaela. Hisy indray anefa izy io avy eo.—Apokalypsy 17:8.
-
-
Inona Ilay Bibidia Mena Midorehitra Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy Toko Faha-17?Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
-
-
Tsy hisy mandritra ny fotoana kelikely. Natsangana ny Fikambanam-pirenena taoriana kelin’ny Ady Lehibe I, mba hampisy fiadanana. Tsy nahasakana ny firenena eran-tany tsy hiady anefa izy io. Tsy niasa intsony izy io rehefa nanomboka ny Ady Lehibe II, tamin’ny 1939. Naorina ny Firenena Mikambana rehefa nifarana ny Ady Lehibe II, tamin’ny 1945. Mitovy be ny tanjona sy ny fomba fiasa ary ny firafitry ny Firenena Mikambana sy ny Fikambanam-pirenena.
-
-
Inona Ilay Bibidia Mena Midorehitra Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy Toko Faha-17?Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
-
-
c Nilaza, ohatra, ny filan-kevitra nisolo tena ny antokom-pivavahana protestanta maromaro any Amerika tamin’ny 1918, fa ny Fikambanam-pirenena no “solontenan’ny Fanjakan’Andriamanitra eto an-tany.” Nivory tao San Francisco koa ny solontenan’ny Bodisma, Fivavahana Katolika, Fivavahana Ortodoksa Tatsinanana, Hindoisma, Silamo, Jodaisma, ary ny Fivavahana Protestanta, tamin’ny 1965, mba hanohana ny Firenena Mikambana sy hivavaka ho azy io. Nilaza koa ny Papa Jean-Paul II tamin’ny 1979 fa nanantena izy hoe ny ONU foana no ho tsara toerana indrindra mba handinika momba “ny fandriampahalemana sy ny rariny.”
-