FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Derao i Jah Noho ny Didim-pitsarany!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • satria marina sy mahitsy ny fitsarany. Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany, ary namaly faty ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy.’

  • Derao i Jah Noho ny Didim-pitsarany!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Apokalypsy 19:1-

  • Derao i Jah Noho ny Didim-pitsarany!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • 3. Nahoana ilay mpivaro-tena lehibe no tena mendrika ny didim-pitsarana azy?

      3 Nahoana no mendrika izany didim-pitsarana izany i Babylona Lehibe? Araka ny lalàn’i Jehovah ho an’i Noa, sy ho antsika rehetra, dia tokony hovonoina ho faty izay mandatsa-dra tsy amin’antony. Naverina indray izany tao amin’ny Lalàna nomena ny Israely. (Genesisy 9:6; Nomery 35:20, 21) Teo ambany Lalàn’i Mosesy koa, dia mendrika ho faty izay manitsakitsa-bady, ara-panahy sy ara-bakiteny. (Levitikosy 20:10; Deoteronomia 13:2-6) Meloka ho nandatsa-dra i Babylona Lehibe sady nijangajanga be, nandritra ny an’arivony taona. Ohatra, raran’ny Eglizy Katolika tsy hanambady ny pretra, ka lasa naloto fitondran-tena ny ankamaroany, ary tsy vitsy no voan’ny SIDA. (1 Korintianina 6:9, 10; 1 Timoty 4:1-3) Ny fijangajangana ara-panahy anefa no fahotana lehibe indrindra nataon’i Babylona Lehibe, ary ‘miavosa hatrany amin’ny lanitra’ izany. Mijangajanga ara-panahy tokoa izy, satria mampianatra lainga, ary mitsabaka amin’ny politika. (Apokalypsy 18:5)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara