FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mandresy Amin’ny Hara-magedona Ilay Mpanjaka Mpiady
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • “Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, ary indro nisy soavaly fotsy. Ary antsoina hoe Mahatoky sy Marina ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady mandrakariva araka ny fahamarinana izy.

  • Mandresy Amin’ny Hara-magedona Ilay Mpanjaka Mpiady
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Apokalypsy 19:11,

  • Mandresy Amin’ny Hara-magedona Ilay Mpanjaka Mpiady
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • 5, 6. Midika ho inona: a) ilay “soavaly fotsy”? b) ilay anarana hoe “Mahatoky sy Marina”? d) ny maso toy ny “lelafo”? e) ny “diadema maro”?

      5 Ady araka ny marina no dikan’ilay “soavaly fotsy”, toy ilay tao amin’ny fahitana momba ny mpitaingin-tsoavaly efatra. (Apokalypsy 6:2) Iza amin’ny zanak’Andriamanitra anefa no ho marina kokoa noho ilay Mpiady mahery? Azo antoka fa i Jesosy Kristy “ilay vavolombelona mahatoky sy marina” io, matoa antsoina hoe “Mahatoky sy Marina.” (Apokalypsy 3:14) Miady izy, mba hampiharana ny didim-pitsarana marin’i Jehovah, satria Mpitsara voatendrin’i Jehovah sy “Andriamanitra Mahery” izy. (Isaia 9:5)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara