FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Amrama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • 1. Zafikelin’i Levy avy tamin’i Kehata zanany lahy. (Ek 6:16, 18, 20; No 3:19; 26:58; 1Ta 6:18) Voalaza fa nanambady an’i Jokebeda “anabavin-drainy” i Amrama. Mbola azo natao izany tamin’izay, saingy voararan’ny Lalàn’i Mosesy tatỳ aoriana. (Le 18:12) Milaza anefa ny Baiboly sasany fa zanak’olo-mpiray tam-po i Jokebeda sy Amrama. (Jereo JOKEBEDA.) I Arona sy Miriama ary Mosesy no zanany.​—Ek 6:20; No 26:59; 1Ta 6:2, 3; 23:12, 13.

  • Nenitoa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Hoy ny soratra nataon’ny Masoreta momba an’i Amrama sy Jokebeda, ray aman-drenin’i Mosesy: “Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.” (Ek 6:20; No 26:59) Mbola azo natao izany tamin’izay, satria 80 taona mahery taorian’izay vao nomena ny Lalàna.​—Jereo JOKEBEDA.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara