FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tafika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Israelita. Niala tany Ejipta ny firenen’Israely, 400 taona taorian’izay. Maimaika be ny nialan’izy ireo tany, nefa voalamina tsara. “Nilahatra toy ny tafika” izy ireo tamin’izay, ary angamba nizara dimy: Ny teo afovoany, ny loha laharana, ny vodilaharana, ary ny sisiny roa. (Ek 6:26; 13:18) Nanenjika azy ireo ny tafika ejipsianina nisy ‘kalesy voafantina eninjato niaraka tamin’ny kalesy hafa rehetra tao Ejipta.’ Matetika no miaramila telo no tao amin’ny kalesy iray, ka ny iray namily ary ny roa niady. Azo inoana fa mpandefa zana-tsipìka ireo roa ireo, satria ny tsipìka no tena fitaovam-piadian’ny Ejipsianina. Nanaraka azy ireo ny miaramila mpitaingin-tsoavaly. (Ek 14:7, 9, 17) Toy izao ny tafika nanenjika ny Hebreo, araka ny voalazan’i Josèphe (Rakitry ny Ela Jiosy, II, 324 [xv, 3]): “Kalesy 600 sy mpitaingin-tsoavaly 50 000 ary miaramila 200 000 mandeha an-tongotra sy mirongo fiadiana.”​—Jereo MANAMBONINAHITRA LEFITRA.

  • Fanafahana avy Tany Ejipta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Pihahirota

      Ek 14:2, 9

  • Fanafahana avy Tany Ejipta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara