FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Teny Folo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Mifandray amin’ny didy voalohany ilay faharoa, izay mandrara ny fanompoan-tsampy rehetra. Fanaovana tsinontsinona an’i Jehovah sy ny voninahiny mantsy izany. Izao ilay didy: ‘Aza manao sary sokitra, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra, na izay etỳ amin’ny tany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany. Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manompo azy.’ Inona no antony? “Fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.”​—Ek 20:4-6.

  • Rano
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Voararan’ny Lalàna nomena teo an-tendrombohitra Sinay ny manao ny sarin’ireo hazandrano “any anaty rano ambanin’ny tany”, na ao anaty renirano izany, na farihy, na ranomasina.​—Ek 20:4; De 4:15-18; 5:8.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara