-
Inona no Atao hoe Faminaniana?Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
-
-
Anjely no nasainy niteny an’ilay izy. Anjely, ohatra, no nampiasain’Andriamanitra, tamin’izy naniraka an’i Mosesy hiresaka tamin’i Farao tany Ejipta. (Eksodosy 3:2-4, 10) Raha ohatra ka tiany ho voafaritra tsara ilay hafatra, dia maniraka anjely izy hiteny an’ilay izy. Hoatr’izany no nataony, tamin’izy niteny tamin’i Mosesy hoe: “Soraty ireo teny ireo, satria araka ireo teny ireo no anaovako fifanekena aminao sy ny Israely.”—Eksodosy 34:27.a
-
-
Inona no Atao hoe Faminaniana?Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
-
-
a Hoatran’ny hoe Andriamanitra no niresaka nivantana tamin’i Mosesy teo. Milaza anefa ny Baiboly fa naniraka anjely Andriamanitra tamin’io, mba hanomezana an’i Mosesy an’ilay Lalàna—Asan’ny Apostoly 7:53; Galatianina 3:19.
-