FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Milaza ny Baiboly fa ao amin’ny ra ny aina, satria ny ra no miantoka ny aina. Hoy ny Tenin’Andriamanitra: “Fa ao amin’ny ra ny ain’ny nofo. Ary nasaiko natao teo amin’ny alitara ny ra mba handrakofana ny fahotanareo, satria ny ra no mandrakotra fahotana noho ny aina ao aminy.” (Le 17:11) Milaza izany mivantana kokoa ny andininy hafa rehefa manao hoe: “Ny ain’ny karaza-nofo rehetra dia ny rany.” (Le 17:14) Asehon’ny Tenin’Andriamanitra àry fa masina ny aina sy ny ra.

  • Ra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Izao no lazain’ny Rakipahalalana navoakan’i M’Clintock sy Strong (1882, Boky I, p. 834) momba ny Levitikosy 17:11, 12: “Tsy ny Israelita ihany no nomena an’io fandrarana io, fa na ny vahiny nonina teo amin’izy ireo koa aza. Izay olona tsy nankatò izany fandrarana izany dia ‘naringana tsy ho eo amin’ny fireneny.’ Toa famonoana ho faty no dikan’izany (ampit. Heb. 10:28), saingy tsy fantatra na novonoina tamin’ny sabatra na notoraham-bato.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara