-
Avy Tany Ejipta Hatrany Amin’ny Tany Nampanantenaina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
Tonga tany an-tendrombohitra Nebo ny Israelita, tamin’ny farany. Maty tany Kadesy i Miriama, fa i Arona kosa maty tany an-tendrombohitra Hora. Maty kosa i Mosesy, rehefa avy nahatazana ilay tany tiany hidirana. (De 32:48-52; 34:1-5) I Josoa no nitondra ny Israely tany amin’ilay tany, ary nifarana teo ilay dia naharitra 40 taona.—Js 1:1-4.
-