FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanjakana Nanodidina ny Israely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Amona

      Mpts 10:6-9; 1Mp 11:5

  • Fanjakana Nanodidina ny Israely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Filistia

      Mpts 10:6; 16:23; 2Mp 1:2

  • Andriamanitra sy Andriamanibavy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • I Anata sy Asera ary Astarta no andriamanibavy lehibe indrindra resahin’ny soratra Ras Shamra. Toa nitovy anefa ny toerana notanan’ireo andriamanibavy ireo. Noheverin’ny mponina tany Syria (izay nahitana ny soratra Ras Shamra) ho vadin’i Bala mantsy i Anata satria nanao firaisana tamin’i Bala, na dia lazaina hoe “virjiny” aza izy. I Astarta sy Aseraha, na ny tsato-kazo masina, ihany anefa no voatonona miaraka amin’i Bala, ao amin’ny Baiboly. Mbetika àry i Aseraha, mbetika i Astarta no vadin’i Bala.​—Mpts 2:13; 3:7; 10:6; 1Sa 7:4; 12:10; 1Mp 18:19; jereo ASTARTA; TSANGAMBATO MASINA; TSATO-KAZO MASINA.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara