FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mazoto Manolo-tena Hanompo An’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2017 | Aprily
    • 6. Inona no tsy nitovizan’ny Israelita tamin’ny tafik’i Jabina?

      6 “Nampahory” an’ireo Israelita sy “lozabe taminy” i Jabina mpanjaka kananita, nandritra ny 20 taona. Nampahatahotra azy ireo tamin’izany na dia ny nivoaka ny tranony aza. Sady tsy nanana fitaovana hiarovan-tena mantsy izy ireo no tsy nanana fitaovam-piadiana hanafihana ny fahavalo. Ny fahavalony anefa nanana kalesin’ady 900 nisy lelan’antsy.—Mpits. 4:1-3, 13; 5:6-8.a

  • Mazoto Manolo-tena Hanompo An’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2017 | Aprily
    • a Lava be sady maranitra be ilay lelan’antsy, ary mitovitovy amin’ny antsim-bilona ny paozin’ny sasany. Mety ho teo amin’ny kodiaran’ny kalesy no nisy an’ilay izy. Azo antoka àry fa nampahatahotra be ilay kalesy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara