FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Arama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Arama-maka: Miara-voatonona amin’i Zoba sy Rehoba ary Istoba. Ireo no fanjakana aramianina nanakaraman’ny Amonita kalesin’ady sy mpitaingin-tsoavaly mba hiadiana tamin’i Davida. Niaraka tamin’ireo tafika mpikarama an’ady ireo ny mpanjakan’i Arama-maka. Nandositra teo anoloan’ny tafik’i Davida anefa izy ireo. (1Ta 19:6-15; 2Sa 10:6-14) Tany atsinanan’i Jordana angamba ny fanjakan’i Maka, ary ny Tendrombohitra Hermona no teo avarany.​—Js 12:5; 13:11.

  • Andron’i Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Mahanaima

      2Sa 2:8-10; 17:24-29

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara