FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fihetsika sy Fanao
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Manondraka rano eo amin’ny tanana. “Ilay mpanondraka rano ny tanan’i Elia” no niantsoana an’i Elisa, mpanompon’i Elia. Rehefa avy nisakafo no tena nila notondrahana ny tanana, ary ny mpanompo no nanao izany. Nihinana tamin’ny tanana mantsy ny olona tany atsinanan’ny Ranomasina Mediterane, fa tsy nampiasa antsy sy forsety. (2Mp 3:11) Fanehoana fahaiza-mandray vahiny sy fanajana ary indraindray fanetren-tena koa ny fanasana ny tongotry ny hafa.​—Jn 13:5; Ge 24:32; 43:24; 1Ti 5:10.

  • Elisa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Lasa mpanompon’i Elia i Elisa, nandritra ny enin-taona angamba. I Elia no lehiben’ny mpaminany, ary niara-niasa akaiky taminy i Elisa, izay nantsoina hoe “mpanondraka rano ny tanan’i Elia”, isaky ny nisasa tanana i Elia.​—2Mp 2:3-5; 3:11.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara