FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rahona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Mandiso fanantenana toy ny rahona tsy mitondra orana, ny olona mirehareha hoe hanome zavatra nefa tsy manome akory. (Oh 25:14) Ampitovina amin’ny rahona tsy mitondra orana sady avezivezin’ny rivotra ny olona milaza hoe Kristianina nefa maloto fitondran-tena sy zatra manao ratsy ary mitaona ny fiangonana hanao toy izany. Tsy mieritreritra afa-tsy ny hanome fahafaham-po ny fanirian’ny nofony ireny olona ireny.​—Jd 12; jereo ZAVONA.

  • Fanomezana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Nisy fanomezana notakin’ny Lalàna. Samy hanome “antsasaky ny sekely [angamba 1,10 dolara], araka ny sekelin’ny toerana masina”, ohatra, ny lahy rehetra 20 taona no ho miakatra, ho vidin’ny fanavotana ny ainy, rehefa nisain’i Mosesy ny Israelita. “Fanomezana ho an’i Jehovah” ilay izy, handrakofana ny fahotan’izy ireo sy “hampiasaina amin’ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.” (Ek 30:11-16) Naloa isan-taona io “hetra masina” io, hoy i Josèphe, Jiosy mpahay tantara (Ny Adin’ny Jiosy, VII, 218 [vi, 6]).​—2Ta 24:6-10; Mt 17:24; jereo HETRA.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara