FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Miezaha Hahazo Fahendrena ary Ekeo ny Fifehezana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Septambra
    • Navantan’ilay mpanjaka hendry tamin’ny ankizy, avy eo, ny teniny, ka hoy izy: “Anaka, mihainoa ny ana-drainao, ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao; fa fehiloha tsara tarehy amin’ny lohanao izany ary rado amin’ny vozonao.” — Ohabolana 1:8, 9.

  • Miezaha Hahazo Fahendrena ary Ekeo ny Fifehezana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Septambra
    • Ao anatin’ny Baiboly manontolo, raha ny marina, dia ny fianakaviana no sehatra fototra anomezana fanabeazana. (Efesiana 6:1-3). Rehefa mankato an’ireo ray aman-dreniny mpino ny ankizy, dia toy ny hoe miravaka fehiloha tsara tarehy sy rado mari-boninahitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara