FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nify
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Ampiasaina an’ohatra koa ny nify mba hilazana ny hery ananan’ny firenena na vahoaka iray mba handringanana. (Da 7:5, 7, 19; Jl 1:6; Ap 9:8) Nampitovin’i Davida tamin’ny liona masiaka ireo olona ratsy fanahy fahavalon’ny olo-marina. Niangavy an’Andriamanitra izy mba hamely azy ireny eo amin’ny valanoranony sy hanapatapaka ny nifiny. Tsy hahavita hanisy ratsy intsony izy ireny amin’izay. (Sl 3:7; 58:6) Voalaza fa te hahazo tombony foana ireo mpaminany sandoka teo amin’ny Israely, sady toy ny biby mirangorango ka ‘nanaikitra tamin’ny nifiny’ sy niantso ady masina tamin’izay tsy nanome sakafo azy ireny.​—Mi 3:5, Prot.; ampit. Ezk 34:2, 3; Mt 7:15; As 20:29.

  • Ady, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Te hahazo harem-be ny mpaminany sandoka tany Israely, ka ‘niantso ady masina’ rehefa tsy nisy nanome sakafo azy. Sitrak’Andriamanitra, hono, ny nataon’izy ireo, nefa izy ireo nampahory sy nanenjika ary namono an’ireo tena mpaminany sy mpanompon’Andriamanitra.​—Mi 3:5; Je 2:8; Ft 4:13.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara