-
Fantatrao Ve?Ny Tilikambo Fiambenana—2011 | 1 Oktobra
-
-
▪ Nisy zavatra tena tsy ara-dalàna nitranga tao amin’ny tempoly. Nandamina an’izany i Jesosy taloha kelin’ny nahafatesany. Hoy ny Baiboly: ‘Nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala i Jesosy. Dia hoy izy tamin’ireo: “Voasoratra hoe: ‘Ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana’, fa ianareo kosa manao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.” ’—Matio 21:12, 13.
-
-
Fantatrao Ve?Ny Tilikambo Fiambenana—2011 | 1 Oktobra
-
-
Nilaza i Jesosy fa nataon’ireo mpanakalo vola “lava-bato fieren-jiolahy” ny tempoly. Midika izany fa naka tombony be loatra izy ireo rehefa nanakalo volan’olona.
-