FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tsy nisy na inona na inona nahitana fa ho mpianatra izy
    Ny Tilikambo Fiambenana—1987 | 15 Aogositra
    • Rehefa nanatona an’i Jesosy ilay lehilahy ka niantoraka teo an-tongony, ireo demonia nifehy azy dia nampiantsoantso azy toy izao: “Moa mifaninona akory izaho sy hianao, ry Jesosy, Zanak’Andriamanitra Avo Indrindra ô? Ampianianiko amin’Andriamanitra hianao, aza mampijaly ahy.”

  • Tsy nisy na inona na inona nahitana fa ho mpianatra izy
    Ny Tilikambo Fiambenana—1987 | 15 Aogositra
    • “Legiona no anarako, satria maro izahay.” Finaritra mahita ny fijalian’ny olona mampalahelo azony ny demonia ka, amin-kanosana, dia hita miharihary fa tiany ny mikambana maromaro hanohitra ny tokana. Teo anatrehan’i Jesosy kosa, dia nitalaho mafy izy ireo mba tsy halefa any amin’ny lavaka tsy hita noanoa. Izany dia mbola manipika indray mandeha koa fa manana fahefana lehibe Jesosy, izy izay nandresy na dia ireo demonia lozabe aza. Izany koa dia mampiseho fa fantatry ny demonia ny fitsarana atokan’Andriamanitra ho azy amin’ny farany, dia ny fanipazana azy any amin’ny lavaka tsy hita noanoa miaraka amin’ny filohany, dia Satana Devoly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara