FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanasa an’i Matio hanaraka azy i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana—1986 | 15 Aogositra
    • Taty aoriana, angamba mba hankalazana ny fiantsoana azy, dia nandamina fanasana lehibe tao an-tranony i Matio. Ankoatra an’i Jesosy sy ireo mpianany, dia nisy mpiara-miasa tamin’i Matio taloha tonga tao. Mandrakariva izy ireny no nohamavoin’ny Jiosy hafa, satria izy namory hetra ho an’ny manam-pahefana romana izay nankahalaina teo amin’ny Isiraely. Ambonin’izany, matetika tokoa izy ireny dia nanao zavatra tsy marina tamin’ny fitakiana tamin’ny olona, vola nihoatra noho ny hetra ara-dalàna.

  • Nanasa an’i Matio hanaraka azy i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana—1986 | 15 Aogositra
    • [Sary, pejy 9]

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara