FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ny raharaha momba ny fifadian-kanina
    Ny Tilikambo Fiambenana—1986 | 1 Septambra
    • Tonga nanatona an’i Jesosy izao ny sasany tamin’ireny mpianatra ireny ka nanontany azy hoe: “Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?” Tena nifady hanina indroa isan-kerinandro tokoa ny Fariseo; fombafomba nandidian’ny fivavahan’izy ireo izany. Fa raha ny amin’ny mpianatr’i Jaona, dia angamba izy ireo nanaraka fanao sahala amin’izany. Mety ho nifady hanina koa izy ireo mba hampisehoana ny alahelony noho ny nampidirana an’i Jaona an-tranomaizina ka nanontany tena izy ireo hoe nahoana ny mpianatr’i Jesosy no tsy maneho ny alahelon’izy ireo amin’ny fanaovana tahaka azy.

  • Ny raharaha momba ny fifadian-kanina
    Ny Tilikambo Fiambenana—1986 | 1 Septambra
Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara