FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Siloama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Toa fanta-bahoaka tamin’ny andron’i Jesosy hoe nianjera ny “tilikambo tao Siloama” ka nahafaty olona 18. Voalaza fa teny amin’ny tehezan’i Ofela no nisy an’io tilikambo io. Tsy fantatra anefa izay tena nisy azy io tao Jerosalema.​—Lk 13:4.

  • Tilikambo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Toa teo akaikin’ny Dobon’i Siloama no nisy ny Tilikambo tao Siloama, teo amin’ny ilany atsimoatsinanan’i Jerosalema. Nilaza i Jesosy fa nianjera io tilikambo io, ka olona 18 no maty. Azo inoana fa mbola nahatsiaro an’io zava-nitranga io ireo nihaino azy.​—Lk 13:4; jereo koa ANTONIA, TILIKAMBON’I.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara