-
FisakafoanaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
Heviny an’ohatra. Ny olona mpinamana sy mihavana tsara no niara-nisakafo. Nahazo sitraka tamin’ny mpanjaka sy akaiky azy àry izay nasainy hisakafo tsy tapaka teo an-databany. (1Mp 2:7) Fifandraisana toy izany no nampanantenain’i Jesosy ny mpianany tsy nivadika, rehefa nilaza izy fa hiaraka hihinana sy hisotro aminy ao amin’ny Fanjakany izy ireo.—Lk 22:28-30; jereo koa Lk 13:29; Ap 19:9.
-
-
FokoFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
Ireo foko anisan’ny Israely ara-panahy. Zarain’ny Apokalypsy 7:4-8 ho ‘foko’ 12 ireo 144 000 anisan’ny Israely ara-panahy, ka 12 000 no ao amin’ny foko tsirairay. (Jereo ISRAELIN’ANDRIAMANITRA.) Tsy tena mitovy ny lisitry ny zanakalahy naterak’i Jakoba (ampidirina koa i Levy) sy ilay lisitra omen’ny Apokalypsy. (Ge 49:28) Izao no mety ho antony:
-