FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Faly Be Sady Feno Fanahy Masina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • 10. Nanao ahoana ny lalana avy tao Perga nankany Antiokia any Pisidia?

      10 Nandao an’i Paoly sy Barnabasy i Jaona Marka rehefa tonga tao Perga, ary niverina tany Jerosalema. Tsy fantatra hoe nahoana izy no nandeha tampoka. Nanohy ny diany i Paoly sy Barnabasy, ka niala tao Perga ary nankany Antiokia any Pisidia, tanàna ao amin’ny faritanin’i Galatia. Tsy mora ilay dia satria 1100 metatra eo ho eo ambonin’ny haabon’ny ranomasina i Antiokia any Pisidia. Nampidi-doza ireo lalana tany an-tendrombohitra, ary matetika no nisy mpandroba. Nety ho narary koa anefa i Paoly tamin’io fotoana io.h

  • “Faly Be Sady Feno Fanahy Masina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • h Taona vitsivitsy taorian’io no nanoratan’i Paoly ny taratasiny ho an’ny Galatianina. Hoy izy ao: “Noho izaho narary no nahafahako nitory ny vaovao tsara taminareo tamin’ny voalohany.”​—Gal. 4:13.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara