FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Boky, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Heviny an’ohatra. Anisan’ireo “boky” an’ohatra ny ‘boky [nosoratan’Andriamanitra]’ (Ek 32:32), “boky fahatsiarovana” (Ml 3:16), ary “bokin’ny fiainana” (Fi 4:3; Ap 3:5; 20:15). Toa boky iray ihany ireo, dia ny “boky” fahatsiarovan’Andriamanitra. Ao no anoratany ny anaran’ireo homeny fiainana mandrakizay (any an-danitra na eto an-tany). Mbola azo ‘vonoina’ anefa ny anarana ao amin’ilay boky. (Ek 32:32, 33; Ap 3:5) Ny anaran’izay olona tsy mivadika ihany àry no ho tavela ao.​—Jereo FIAINANA.

  • Klementa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • KLEMENTA

      (Klemànta).

      Kristianina tsy nivadika, ary niara-niasa mafy tamin’ny apostoly Paoly teo amin’ny fitoriana “ny vaovao tsara”, azo inoana hoe tany Filipy. (Fi 4:3) Betsaka ny olona nanana anarana hoe Klementa tamin’izany, ka tsy voatery hitombina ilay tenin’i Origène hoe ity Klementa ity ihany ilay Clément avy any Roma.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara