FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Boky, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Hoy ihany ny Profesora Goodspeed: “Mahalasa saina ihany ilay voalazan’ny 2 Tim. 4:13 hoe ‘Ento ... ireo boky [gr.: biblia], indrindra fa ny horonam-boky hoditra [gr.: membranas].’ Sao dia ny horonam-boky tranainy misy [ny Soratra Hebreo] ireo biblia, ary ny boky nosoratan’ny Kristianina, toy ny filazantsara sy ny bokin’i Paoly, ireo membranai? Toa horonam-boky hoditra mantsy aloha no nanaovana an’ireo boky tany avaratry ny Ranomasina Mediterane, hoy ny Profesora Sanders.”​—p. 81.

  • Karpo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • KARPO

      (Karpò) [Voankazo].

      Kristianina nonina tany Troasy. Tao aminy no navelan’i Paoly ny akanjony ivelany. Rehefa tany Troasy ilay apostoly, dia azo inoana hoe i Karpo no nampiantrano azy.​—2Ti 4:13.

  • Fitafiana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Felônes (gr.) ilay akanjo ivelany nasain’i Paoly voafonja nentin’i Timoty tany aminy. Azo inoana fa io no notafin’ny mpanao dia lavitra rehefa nangatsiaka na nandrivotra be ny andro. Tsy akanjon’ny mpitondra fivavahana izy io.​—2Ti 4:13.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara