-
Manaova ny Marina Amin’ny Zava-drehetraAnkafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
3. Inona no soa horaisintsika raha manao ny marina isika?
Raha zatra manao ny marina isika, dia hatokisan’ny olona sady hilamina ny eritreritsika. Hahafinaritra koa ny ao amin’ny fiangonana, satria hifampatoky hoatran’ny fianakaviana iray ny olona rehetra. Rehefa manao ny marina koa isika, dia “mandravaka ny fampianaran’Andriamanitra Mpamonjy antsika”, sady mandrisika ny hafa hanaraka ny fivavahana marina.—Titosy 2:10.
-
-
Nahoana no Zava-dehibe ny Fiakanjontsika sy ny Paozintsika?Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
3. Nahoana ny paozintsika no mety hahatonga ny olona hanaraka ny fivavahana marina?
Efa miezaka manao akanjo mendrika foana isika isan’andro. Vao mainka anefa isika mitandrina ny fiakanjontsika rehefa mandeha mivory sy manompo. Tsy tiantsika mantsy raha ny paozintsika indray no ifantohan’ny olona fa tsy ny hafatra torintsika. Tiantsika kosa raha mahatonga ny olona hanaraka ny fivavahana marina ny paozintsika, sady “mandravaka ny fampianaran’Andriamanitra Mpamonjy antsika.”—Titosy 2:10.
-