FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ‘Diniho Tsara Ilay Niaritra’
    “Andao Hanara-dia Ahy”
    • ‘Araho akaiky ny diany’

      20, 21. Inona no takin’i Jehovah amintsika, raha ny fiaretana no resahina? Ary tokony ho tapa-kevitra hanao inona isika?

      20 Fantatr’i Jesosy fa ho sarotra ny hanaraka ny diany, ka mila miaritra izay hanao izany. (Jaona 15:20) Namela modely àry izy satria fantany fa hampahery ny mpanara-dia azy izany. (Jaona 16:33) Marina fa tonga lafatra ny modely nomeny tamin’ny fiaretana, fa isika kosa tena tsy lavorary. Inona àry no takin’i Jehovah amintsika? Hoy i Petera: “Nijaly ho anareo [i Kristy], ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.” (1 Petera 2:21) “Modely” natao halaintsika tahaka ny fomba niatrehan’i Jesosy fitsapana.a Azo oharina amin’ny dian-tongotra ny fiaretan’i Jesosy. Marina fa tsy ho vitantsika ny hanaraka izany amin’ny fomba tonga lafatra. Ho vitantsika kosa anefa ny hanaraka “akaiky” an’izany.

  • ‘Diniho Tsara Ilay Niaritra’
    “Andao Hanara-dia Ahy”
    • a Midika ara-bakiteny hoe “dika soratra” ilay teny grika nadika hoe “modely.” Ny apostoly Petera ihany no mampiasa an’io teny io ao amin’ny Soratra Grika Kristianina. Izy io dia midika hoe “‘sora-kalina’ na soratra tsy misy diso ao anatin’ny kahien’ny ankizy, izay asaina alainy tahaka tsara araka izay hainy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara