FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Niova ve ny Baiboly?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
      1. Misy an’ireto teny ireto, ohatra, ao amin’ny 1 Jaona 5:7, ao amin’ny Baiboly sasany fahiny: “Any an-danitra, dia ny Ray sy ny Teny sy ny Fanahy Masina; ary izy telo ireo dia mifanaraka.” Tsy ireo anefa ny tany am-boalohany, rehefa jerena ny sora-tanana azo atokisana. Tatỳ aoriana ireo teny ireo vao nisy nampiditra tao amin’ny Baiboly.a Nesorina tao amin’ny dikan-teny azo atokisana tatỳ aoriana àry ireo teny ireo.

  • Niova ve ny Baiboly?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
    • a Tsy hita ao amin’ny Kôdeksa Sinaiticus, Kôdeksa Alexandrinus, Sora-tanana Vaticanus No. 1209, Vulgate latinina tany am-boalohany, dikan-teny syriàka nataon’i Philoxenius sy Harkel, na Peshitta syriàka ireo teny ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara