FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary niantso an’i Abrahama i Abimeleka, ka niteny taminy hoe: “Fa inona ity nataonao taminay, ary inona no fahotana nataoko taminao, no dia nahatonga fahotana lehibe+ tamiko sy ny fanjakako ianao? Zavatra tsy fanao izao nataonao tamiko izao.”+

  • Genesisy 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy misy lehibe noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao.+ Koa hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+

  • Ohabolana 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Toy izany izay lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’olona:+ Tsy hisy ho afa-maina izay mikasika an-dravehivavy.+

  • Hebreo 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara