Eksodosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy izy tamin’ny vahoakany: “Jereo fa lasa maro sy mahery noho isika ny zanak’Israely.+ Salamo 105:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nataon’Andriamanitra maro be ny olony,+Sady nataony nahery noho ny fahavalony.+