FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tsy hatao hoe Abrama* intsony ny anaranao, fa hiova hoe Abrahama,* satria hataoko rain’ny firenena maro ianao.

  • Genesisy 46:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.

  • 1 Tantara 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto avy ny zanakalahin’i Israely:+ Robena,+ Simeona,+ Levy,+ Joda,+ Isakara,+ Zebolona,+

  • Romanina 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 araka ny voasoratra hoe: “Notendreko ho rain’ny firenena maro ianao.”+ Izany dia teo anatrehan’Ilay ninoany, dia Andriamanitra izay mamelona ny maty+ ary miantso ny zavatra tsy misy ho toy ny misy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara