FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ianao ilay kerobima voahosotra ho mpiaro. Izaho no nanendry anao. Teny amin’ny tendrombohitra masin’Andriamanitra ianao,+ ary teny amin’ny vato mirehitra ianao no nandehandeha.

  • Apokalypsy 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany rehetra misy mponina.+ Natsipy mafy tamin’ny tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara