FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nentin’ny fanahy masina nankany an-tany efitra+ i Jesosy, ka nalain’ny Devoly fanahy.+

  • Jaona 8:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ianareo avy amin’ny Devoly+ rainareo, ary izay irin’ny rainareo no tianareo hatao.+ Mpamono olona hatrany am-piandohana izy,+ ary tsy nifikitra tamin’ny marina, satria tsy ao aminy ny marina. Rehefa mandainga izy, dia ny maha izy azy no avoakany, satria mpandainga izy sady rain’ny lainga.+

  • Hebreo 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+

  • Jakoba 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa maneke+ an’Andriamanitra, fa tohero kosa ny Devoly,+ dia handositra anareo izy.+

  • 1 Petera 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara