Genesisy 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy ny menarana tamin-dravehivavy: “Tsy ho faty velively ianareo.+ 2 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Matahotra anefa aho sao ny sainareo ho simba+ hiala amin’ny fahatsorana sy ny fahadiovana mendrika an’i Kristy,+ tahaka ny nitaoman’ny menarana an’i Eva+ tamin-kafetsena. Apokalypsy 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany rehetra misy mponina.+ Natsipy mafy tamin’ny tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.
3 Matahotra anefa aho sao ny sainareo ho simba+ hiala amin’ny fahatsorana sy ny fahadiovana mendrika an’i Kristy,+ tahaka ny nitaoman’ny menarana an’i Eva+ tamin-kafetsena.
9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany rehetra misy mponina.+ Natsipy mafy tamin’ny tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.