FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 no nisy rivotra mahery+ avy any an-tany efitra ka namely ny zoron-trano efatra. Dia nianjeran’ny trano ry zareo ka maty. Ary izaho irery ihany no afa-nandositra hilaza aminao.”

  • Joba 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo am-pelatananao izy, fa ny ainy fotsiny no tandremo!”

  • Apokalypsy 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambany alitara+ ny ran’ireo*+ novonoina+ tamin-kabibiana noho ny tenin’Andriamanitra sy noho ny asa fitoriana+ nataony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara