9 “Amin’izany fotoana izany, dia hanolotra anareo ho amin’ny fahoriana+ ny olona ka hamono+ anareo ho faty, ary ho halan’ny+ firenena rehetra ianareo noho ny anarako.+
12 fa tsy toa an’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono+ tamin-kabibiana ny rahalahiny. Nahoana no namono nahafaty azy izy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+