FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mitandrema amin’ny olona,+ fa hatolony amin’ny fitsarana eo an-toerana ianareo,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagogany.+

  • Jaona 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tadidio ny teny nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika ahy izy dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny teninareo koa.

  • Asan’ny Apostoly 11:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tonga hatrany Fenisia+ sy Sipra+ ary Antiokia ireo mpianatra niparitaka+ vokatr’ilay fanenjehana taorian’ny namonoana an’i Stefana. Tsy nitory ny teny afa-tsy tamin’ny Jiosy anefa izy ireo.+

  • Apokalypsy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra an’izay fijaliana efa hiaretanao.+ Fa tsy hitsahatra hanao ny sasany aminareo any am-ponja ny Devoly.+ Amin’izay dia hozahan-toetra+ tanteraka ianareo, ary hiharam-pahoriana+ folo andro. Aoka ianao tsy hivadika mandra-pahafatinao,+ dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara