2 Korintianina 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa nandritra ny fitsapana nahamay tao anatin’ny fahoriana, dia naneho fifaliana sy fahalalahan-tanana lehibe izy ireo,+ na dia nahantra be aza. Hebreo 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa noho izy efa nijaly rehefa niharam-pitsapana,+ dia afaka manampy an’izay iharam-pitsapana+ izy.
2 Fa nandritra ny fitsapana nahamay tao anatin’ny fahoriana, dia naneho fifaliana sy fahalalahan-tanana lehibe izy ireo,+ na dia nahantra be aza.
18 Fa noho izy efa nijaly rehefa niharam-pitsapana,+ dia afaka manampy an’izay iharam-pitsapana+ izy.