FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa mahavonjy tanteraka an’ireo manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany koa izy, satria velona mandrakariva mba hiangavy ho an’ireo.+

  • Apokalypsy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra an’izay fijaliana efa hiaretanao.+ Fa tsy hitsahatra hanao ny sasany aminareo any am-ponja ny Devoly.+ Amin’izay dia hozahan-toetra+ tanteraka ianareo, ary hiharam-pahoriana+ folo andro. Aoka ianao tsy hivadika mandra-pahafatinao,+ dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana.+

  • Apokalypsy 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa satria nitana ny teny momba ny fiaretako+ ianao, dia hiaro+ anao koa aho amin’ny ora fitsapana izay ho tonga eran’ny tany onenana, mba hitsapana an’izay monina ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara