FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay+ fanjakana+ ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.+

  • Jaona 18:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Hoy i Pilato: “Mpanjaka àry ve ianao?” Dia namaly i Jesosy hoe: “Voalazanao fa mpanjaka aho.+ Izao no nahaterahako, ary izao no nahatongavako ho amin’izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina.+ Ary mihaino ny feoko+ izay rehetra miandany amin’ny marina.”+

  • Apokalypsy 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahita seza fiandrianana+ maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, dia nomena fahefana hitsara izy ireo.+ Eny, hitako izay novonoina tamin’ny famaky noho izy nitory momba an’i Jesosy sy niresaka momba an’Andriamanitra. Tsy nivavaka tamin’ilay bibidia+ na tamin’ny sariny+ izy ireo sady tsy nandray ilay marika ho eo amin’ny handriny sy ho eo amin’ny tanany.+ Ary velona ireo ka niara-nanjaka+ tamin’i Kristy arivo taona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara