FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 52:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ilay+ mitondra vaovao tsara mandeha eny an-tendrombohitra,+ ilay manambara fiadanana,+ ilay mitondra vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa,+ ilay manambara famonjena,+ ka miteny amin’i Ziona hoe: “Lasa mpanjaka ny Andriamanitrao!”+

  • Matio 9:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary i Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra, na kely na lehibe, ka nampianatra tany amin’ny synagoga sy nitory ny vaovao tsaran’ilay fanjakana ary nanasitrana ny karazan’aretina rehetra sy ny karazana kilema rehetra.+

  • Kolosianina 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 raha maharitra amin’ny finoana+ ianareo, ka miorina tsara eo amin’ny fototra,+ ary tsy mihozongozona+ na voafindra hiala amin’ny fanantenana an’ilay vaovao tsara renareo+ sady notorina+ tamin’ny zavaboary+ rehetra eny ambanin’ny lanitra. Ary tonga mpanompo mitory an’io vaovao tsara io izaho Paoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara