Matio 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay+ fanjakana+ ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.+ Apokalypsy 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+
14 Ary hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay+ fanjakana+ ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.+
6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+