Genesisy 27:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+ Salamo 112:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy miovaova ny fony,+ ary tsy hatahotra izy.+ע [Aina]Ho faly hahita izay hanjo ny fahavalony izy.+ Ohabolana 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sarotra azo kokoa noho ny tanàna misy manda ny rahalahy voaisy ratsy,+ ary ny fifandirana sasany dia toy ny bara vy hidin’ny tilikambo fonenana.+
41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+
8 Tsy miovaova ny fony,+ ary tsy hatahotra izy.+ע [Aina]Ho faly hahita izay hanjo ny fahavalony izy.+
19 Sarotra azo kokoa noho ny tanàna misy manda ny rahalahy voaisy ratsy,+ ary ny fifandirana sasany dia toy ny bara vy hidin’ny tilikambo fonenana.+