Deoteronomia 28:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any. Ohabolana 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay mivesatra trosan-dra noho izy namono olona* dia handositra hatrany an-davaka,+ ka aza misy misakana azy. Hosea 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Holavin’Andriamanitra+ izy ireo satria tsy nihaino azy,+ ka ho lasa mpirenireny any amin’ireo firenena.+
65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any.
17 Izay mivesatra trosan-dra noho izy namono olona* dia handositra hatrany an-davaka,+ ka aza misy misakana azy.
17 Holavin’Andriamanitra+ izy ireo satria tsy nihaino azy,+ ka ho lasa mpirenireny any amin’ireo firenena.+