Genesisy 40:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nalaina an-keriny avy any amin’ny tanin’ny Hebreo mantsy aho.+ Ary tatỳ koa aho dia tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nampidirana ahy tato amin’ity lavaka figadrana ity.”+ Daniela 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy aho. Anisan’ny olona avy any Joda natao sesitany+ izy.”
15 Nalaina an-keriny avy any amin’ny tanin’ny Hebreo mantsy aho.+ Ary tatỳ koa aho dia tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nampidirana ahy tato amin’ity lavaka figadrana ity.”+
25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy aho. Anisan’ny olona avy any Joda natao sesitany+ izy.”