Joba 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mihorakoraka izy ireo miaraka amin’ny ampongatapaka sy harpa,+Ary mifaly amin’ny feon-tsodina. Salamo 150:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Derao amin’ny ampongatapaka+ sy ny dihy+ faribolana izy.Derao amin’ny lokanga+ sy ny sodina+ izy.