Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra. 1 Tantara 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary i Arpaksada niteraka an’i Sela,+ ary i Sela niteraka an’i Ebera.+
21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.